2015-03-10 Bulletin Météo
Cyclones à Madagascar
Mardi 10 Mars 2015 - 6h30
► Ca y est! ce qui en reste de l'EX Dépression Tropicale est sur le point de sortir définitivement en mer près de Mananjary.
Il n'y a plus aucun avis d'alerte cyclonique car ce sont juste les bandes nuageuses résiduelles qui amènent des pluies dans les régions de Vatovavy-fitovinany, Atsinanana et Atsimo Andrefana. Mais cela va diminuer au cours de cette journée.
► Il y des chances qu'on revoit Mr Soleil à partir d'aujourd'hui même si les après-midi, quelques pluies orageuses "normales" peuvent apparaitre.
► Dans l'Océan Indien aussi, #HALIBA commence à s'éloigner de La Réunion et Maurice.
► Sur ce, je tiens à dire un GRAND merci à tous d'avoir suivi la page.
Excellente journée!
Talata 10 Martsa 2015 - 06h30
► Izay fa eo an-dalam-pivoahana makany an-dranomasina eo akaikin'i #Mananjary ny ambin'ilay andro ratsy. Tsy misy filazana loza mikasika ny rivo-doza intsony noho izany satria ireo andian-drahona tavela sisa no mitondra orana ao @ faritra Vatovavy-fitovinany, Atsinanana sy Atsimo Andrefana. Hitsahatra tsikelikely
kosa anefa izany androany.
► Mety ahita an'Ingahy be Masoandro indray izany isika manomboka anio émoticône kiki na dia mbola mety ahitana oram-pahavaratra "mahazatra" aza ny tolak'andro.
► Ao @ ranomasimbe indiana kosa dia efa miha-manalavitra an'i La Reunion sy Maurice i #HALIBA.
► Tena mankasitraka sy mankatelina indrindra émoticône heart antsika rehetra
nanaraka ny pejy.
Mirary tontolo andro fatratra!
Météo Madagasikara